Fahombiazan’ny diplomasia ara-toekarena entin’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny nandanian’ny Parlemanta amerikana ny hanitarana ny AGOA hatramin’ny Desambra 2028.
Mamaly ny fanontaniana napetraka taminy momba ny AGOA sy ny tombontsoa azo aminy ny Tale Jeneralin’ny Varotra Ivelany (DGCE) eo anivon’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana, Tiava RAJOHNSON
