๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค๐ง๐ค๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐๐๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ก๐๐ข-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ).
๐Fotoana ahafahana manandratra ny vokatra sy harena ao aminโny Faritra Alaotra Mangoro sady toerana ahafahanโny mpandraharaha, ny Fanjakana ary ny mpanjifa mifandray ny Foara ekonomika Manandratra.
ยซ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ท๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ช ๐๐ญ๐ข๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐๐ข๐ฏ๐จ๐ฐ๐ณ๐ฐ ๐ง๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฅ๐ช๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ข๐ฅ๐ช๐ข๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ข๐ญ๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ยป, hoy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON androany tany Ambatondrazaka, nandritra ny fanokafana ny hetsika.
Nambaranโny Minisitra fa tafiditra anatinโny anjara asanโny Minisitera izay iarahany aminโny Antenimieranโny Varotra sy Indostria (CCI) ny manao tantsoroka ny mpandraharaha mba hahafahanโizy ireo mahazo fiofanana mikasika ny fenitra sy kalitao takianโny tsena, indrindra ny tsena iraisam-pirenena.
โก๏ธTonga any Ambatondrazaka, aminโizao Foara ekonomika Manandratra izao moa ny PA ZLECAf hampahafantatra ny fenitra takianโny tsena eo aminโny kaontinanta afrikana sy ny fomba fanondranana eo aminโizany tsena lehibe ahitana mpanjifa manodidina ny 1,4 miliara izany.
โ
Momba ny vidinโny vary dia mahavelom-bolo, hoy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana, ny mandre, araka izay nilazainโny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena misahana ny Faritaninโi Toamasina Fidรจle RAZARA Pierre, fa efa misy fiakarany ny vidinโny vary eny aminโny tantsaha.
โ ๏ธMisy tokoa ny fanapahan-kevitra noraisinโny Fitondram-panjakana izay mitaky fepetra mifanaraka mba tsy havesatra aminโny mpanjifa ny ho fiantraikany. ยซ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ต๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฏ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฉ๐ข๐บ ๐ง๐ข ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฆ๐ฑ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ณ๐ข๐ฐ๐ต๐ข๐ฏ๐ข ๐ฌ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ช๐ต๐ณ๐ช๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ณ๐บ ยป, hoy ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON.
๐ฅMpikambana ao aminโny Governemanta niara-dia nitarika sy nanotrona ny fanokafana ny Foara any Ambatondrazaka ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana ary ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.
