๐๐ค๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ค ๐ฃ๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ซ๐ค๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐-60 ๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ฃ๐๐ง๐ค๐ฃ’๐๐จ๐ ๐ข๐๐ฉ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ค๐ข๐๐จ๐๐ง๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐.
๐Nomarihina tamin’ny fanapahana mofomamy ny fankalazana ny jobily Diamondran’ny Kaomiseran’ny Varotra sy ny Fifaninanana.
Hafatra sy fanentanana nampitain’ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON tamin’ny mpiara-miasa sy vahiny nasaina teny amin’ny Espace Rose By Pass ny fifanakaikezana tsy hisian’ny fiolonolonana.
โถ๏ธNankasitrahany moa ny Sendika mahaleotenan’ny Kaomiseran’ny Varotra sy ny Fifaninanana eto Madagasikara (SACCCM) sy ireo Sendika hafa eto amin’ny Minisitera ary ny mpiara-miombon’antoka toy ny PA-ZLECAf nifanome tanana ka nahatontosana ny hetsika rehetra
