Ny Vondron’ireo Mpanondrana Letisia (GEL) dia manao filazana fitaomana fanehoana fahavononana amin’ny fanondranana letisia malagasy any amin’ny tsena iraisam-pirenena vaovao ho amin’ny taom-panondranana 2027.
Fe-potoana fametrahana ny fangatahana : ![]()
andro manomboka amin’ny daty namoahana ny antso.
Fe-potoana handinihana ny antontan-taratasy : 20 andro aorian’ny fandraisana ny antontan-taratasy.
Alefa amin’ny alalan’ny mailaka amin’ity adiresy manaraka ity ny antontan-taratasy feno:
gel@litchi-de-madagascar.com
Asaina ireo mpandraharaha liana hijery ny fepetra sy toromarika mifehy izany ary handefa ny antontan-taratasiny ao anatin’ny fe-potoana voafaritra.
