๐๐๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐๐จ๐ฎ ๐ฃ๐๐ฉ๐จ๐๐ฅ๐๐ ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐กร ๐ฃ๐ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐จ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ ๐ฃ๐๐ฉ๐ค๐ก๐ค๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ).
Nambaranโny Sekretera jeneralinโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Gilchrist RAKOTOSON teo am-pivoahana ny trano fivoriana teny Tsimbazaza fa :
– Tanjona voalohany taminโny nandrosoana iny Volavolan-dalร na iny ny fiarovana ny mpanjifa aminโny resaka fandanjana, fandrefesana na famarana ;
– Eo koa anefa ny fiarovana ny mpandraharaha mba hisianโny fandraharahana sy fifaninanana ara-drariny ;
– Ary farany dia mitondra mankany aminโny fametrahana ny OMM (Organisme Malgache de la Mรฉtrologie) izay mifanaraka aminโny Rafitra iraisam-pirenena momba ny Refy sy Lanja.
ยซ ๐๐ช๐ด๐บ ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ต๐ฐ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฌ๐ข๐ฑ๐ฐ๐ข๐ฌ๐ข, ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฅ๐ค๐ฐ, ๐ฏ๐บ ๐ฅ๐ข๐ฃ๐ข (๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ณ๐บ). ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ง๐ฆ๐ฏ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ข๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ข ๐ง๐ข๐ฎ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ด๐ช๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐๐ ยป, hoy ny Sekretera jeneraly izay nitarika ny ekipanโny Minisitera sy nisolo tena ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON nandritra ny famelabelarana ny votoatinโny Volavolan-dalร na teny Tsimbazaza.
Nitarika izao fotoam-pivoriana azonโny besinimaro natrehina nandaniana ny Lalร na izao moa ny Filohanโny Antenimieram-pirenena Siteny RANDRIANASOLONIAIKO.
Rehefa vita ny fifanazavana taminโny alalanโny fanamarihana sy fanontaniana napetrakโireo Solombavambahoaka dia nirosoana ny fandaniana isaky ny andininy sy taminโny ankapobeny ny volavolan-dalร na. Ka taorianโny fandinihana sy ny fifanakalozan-kevitra narahina fanitsiana vitsivitsy dia lany ny Volavolan-dalร na laharana faha-012/2026, taminโny 19 Mey 2026, momba ny Fanaraha-maso ny fandrefesana araka ny Lalร na eto Madagasikara.
Hisy ny fampahafantarana mafy izay hatao aminโny fotoana maharitra ny Lalร na vao lany teny aminโny Antenimieram-pirenena aminโny fotoana tokony hanaovana izany.
