![]()
![]()
– ![]()
𝐍𝐨𝐯𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
PARVIS Analakely
– Varavarana misokatra hanehoana ireo tolo-draharaha sy tantsoroka omen’ny sampandraharaha samihafa misy eto amin’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC)
– Famelabelarana arahina adihevitra mikasika ny fiarovana ny mpanjifa, fametrahana fifaninanana madio sy mangarahara ary ny fampiroboroboana ny varotra ivelany toy ny eo amin’ny tsenan’ny ZLECAf.
« 𝘍𝘰𝘵𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘢𝘺 𝘢𝘩𝘢𝘧𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘮𝘱𝘢𝘩𝘢𝘧𝘢𝘯𝘵𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘺 𝘢𝘯𝘫𝘢𝘳𝘢 𝘣𝘪𝘳𝘪𝘬𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘝𝘢𝘳𝘰𝘵𝘳𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘰𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘵𝘰𝘦𝘬𝘢𝘳𝘦𝘯𝘢, 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘢𝘭𝘢𝘭𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘢𝘴𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘢𝘵𝘢𝘰𝘯’𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘝𝘰𝘯𝘥𝘳𝘰𝘯’𝘢𝘴𝘢 𝘮𝘢𝘵𝘪𝘩𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢 𝘦𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 », hoy ny Sekretera jeneraly Gilchrist RAKOTOSON.
