๐ผ๐ฃ๐๐จ๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ 28 ๐๐ค๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐ค๐๐ค๐ง๐ค๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ฉ๐ง๐๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐๐-๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐๐๐, ๐๐ฃ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ก๐๐ก๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฟ๐๐ ๐๐ฉ๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ).
Solontena 35 avy aminโny firenena 28 izy ireo no misitraka fiofanana mandritra ny 13 andro, karakarainโny Governemanta indiana anatinโilay Fandaharanasa ITEC (Indian Technical and Economic Cooperation). Tanjona lehibe aminโizany ny fanatsarana ny fitarihana olona, fanamafisana ny fiaraha-miasa ary fitantanana ekipa.
ยซ ๐๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ช๐ด๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ด๐ฆ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ข๐ด๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฏ๐บ ยป, hoy ny Tale misahana ny Orikarena maha-olona (DRH) eto aminโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana, Valimbavaka RANDRIAMAMPIANINA.
Tsy mijanona ho anโny Minisitera ihany anefa ny tombontsoa aminโny fivelaranโny fahaiza-mitantana ny mpiasa fa hisy fiantraikany any aminโireo sokajonโolona ivelany toy ny mpandraharaha izay ahitana ny tanora sy vehivavy mpandraharaha, izany hoe ny orinasa madinika sy salantsalany.
