๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐ง๐-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐๐ค ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ฅ๐๐ ๐ ๐ซ๐ค๐๐จ๐ค๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ค ๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฟ๐๐๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐, ๐ฃ๐๐ฉ๐๐ค ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐๐๐ค ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐๐ง๐.
Mila apetraka ho hitanโny mpanjifa ny vidinโentana eny aminโny mpivarotra
Rarร na ny fanitrihana entana mba hampiakarana ny vidiny
Tsy maintsy ampiasร na faktiora ny fifampivarotana eo aminโny samy mpandraharaha ara-barotraโฆ
Anisanโireo voarakitra ao aminโilay Didim-panjakana lah. 2026-1986 mamaritra ny fepetra fampiharana ny Lalร na momba ny Fifaninanana, nampahafantarina ny mpandraharaha tetsy aminโny Hรดtel IBIS Ankorondrano ireo.
ยซ ๐๐ข๐ณ๐ข๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ๐ฏ๐ข๐ต๐ข๐ฐ ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ๐ด๐ข๐ต๐ณ๐ช๐ข ๐ฎ๐ข๐ต๐ฆ๐ต๐ช๐ฌ๐ข ๐ฅ๐ช๐ข ๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ช๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ต๐ฐ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ด๐ข๐ป๐บ ๐ง๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข. ๐๐ป๐ข๐ฐ ๐ข๐ต๐ณ๐ช๐ฌ๐ข๐ด๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ๐ฅ๐ช๐ข ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ท๐ฐ๐ต๐ฐ๐ข๐ต๐ช๐ฏโ๐ช๐ฐ ๐๐ช๐ฅ๐ช๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ฐ, ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ช๐ป๐บ ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฌ๐ฐ๐ข ๐ฎ๐ช๐ข๐ณ๐ข-๐ฎ๐ช๐ฆ๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฅ๐ช๐ฐ ๐ช๐ป๐ข๐บ ยป, hoy ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON nanoloana ireo mpanafatra entana, mpamongady ary mpanondrana entana.
Nanotrona izany koa ny Filoha lefitry ny Vaomieranโny Varotra eny aminโny Antenimieram-pirenena, Liva RASON sy solombavambahoaka hafa.
Araka ny fanazavana nentinโny teknisiananโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana dia ilaina ny fifaninanana, hiarovana ny mpanjifa. Rehefa misy ny fifaninanana dia miezaka ny mpandraharaha manome tolotra tsaratsara kokoa sy betsaka ho anโny mpanjifa. Hirindra araka ny tokony ho izy koa ny vidinโny entana, araka ny lalร nanโny tolotra sy ny tinady.
Raha taminโny taona 2018 no nandaniana ny Lalร na manavao ny Lalร na momba ny fifaninana dia 8 taona aty aoriana vao nahazo Didim-panjakana fampiharana izany. Nitondra teny fisaorana ny Filohanโny Fanavaozana sy ny Praiminitra ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON, noho izany finiavana hametraka fifaninanana madio taminโny alalanโny fankatoavana ny Didim-panjakana fampiharana.
Rahampitso 06 Novambra 2026 dia anjaranโireo mpivarotra mpaninjara indray no hahazo fanazavana momba izay fitsipika ara-barotra hanomezan-danja ny fifaninanana izay.
