๐๐๐ฃ๐ค๐ก๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐ ๐๐๐ฃ๐ค๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐ผ๐ซ๐๐ง๐๐๐ง๐๐ฃ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ง๐ฎ ๐ฉ๐๐ง๐๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐ค๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐, ๐๐ก๐๐จ๐ ๐๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ.
ยซ ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ท๐ฆ๐ญ๐ฐ๐ฎ-๐ฃ๐ฐ๐ญ๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ท๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ข๐ป๐ฐ ๐ต๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ด๐ฐ๐ด๐ช๐ข๐ญ๐บ ๐ฏ๐ข๐ต๐ข๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฌ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ณ๐บ ๐ต๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐ข๐ณ๐ฐ๐ฎ๐ข๐ณ๐ฐ ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ญ๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ง๐ฆ๐ฏ๐ฐ ๐ฉ๐ฆ๐ณ๐ช๐ฏ๐ต๐ข๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ข๐ฌ๐ฐ๐ณ๐บ ๐ข๐ป๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ช๐ซ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ฌ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ยป, hoy ny Filoha mpanorina ny Fikambanana Fanjiry androany teny Ambodivoara Ambohimangakely.
Ho fanohizana ny asa natao tany Toamasina, teto Antananarivo, tany Toliara, Betroka, Vohipeno, Farafangana, Ambilobeโฆ ny fanomezana fanampiana ho anโAvaradrano.
Ankoatra ny vola 50 tapitrisa Ariary sy vary 21 taonina dia nisy ny fanolorana fitaovana isan-karazany hanohanana ny fambolena sy famokarana, hamoronana fidiram-bola, hanofanana sy hanabeazana ny tanora ary fitaovana momba ny fidiovana.
ยซ ๐๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฆ๐ญ๐ฐ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฆ๐ง๐ข ๐ฎ๐ช๐ด๐บ ๐ข๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ๐ต๐ด๐ช๐ฌ๐ข ๐ต๐ด๐ช๐ณ๐ข๐ช๐ณ๐ข๐บ ยป no nilazanโny vadinโny Filoha izao fanolorana fitaovana izao.
Nanotrona ny hetsika teny Ambohimangakely ny Filohanโny Fanavaozana, ny Kolonely Michaรซl RANDRIANIRINA, ireo vadinโny Mpanolotsaina avo, ny vadinโny Praiministra Mamitiana RAJAONARISON, ireo Minisitra vehivavy toy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON sy vehivavy vadinโny Minisitra.
