๐๐๐ฉ๐ค๐ก๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ฉ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ข๐๐ ๐ค๐๐๐จ๐๐๐ก๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ค๐ข๐๐ง๐๐ ๐ ยซ i-FANAGNA ยป ๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ-๐๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐.
ยซ ๐๐ด๐ช๐ฌ๐ข ๐ณ๐ฆ๐ฉ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐ช๐ข๐ณ๐ข-๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐บ ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ฌ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฆ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฌ๐ฐ๐ญ๐ช๐ฌ๐ฐ๐ญ๐บ. ยป
Natao hanamorana ny fanambaram-pananana sy tombontsoa ara-toekarenโny mpiasam-bahoaka manana andraikitra ambony, hanatsarana koa ny ady aminโny kolikoly ny Sehatra nomerika i-FANAGNA izay ho kirakiraina sy tantaninโny Birao Mahaleotena iadiana amin’ny Kolikoly (BIANCO).
Nandritra ny lanonana nanolorana ity Sehatra nomerika ity tetsy aminโny Carlton Anosy no nanambaranโny Praiminisitra Mamitiana RAJAONARISON fa zava-dehibe ny fampiasana ny teknolojia nomerika ho fitaovana entina hanavaozana ny Fanjakana sy hanamafisana ny ady amin’ny kolikoly. ยซ ๐๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ฆ๐ฉ๐ช๐ฃ๐ฆ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฌ๐ฐ๐ญ๐ช๐ฌ๐ฐ๐ญ๐บ, ๐ฌ๐ข ๐ช๐ญ๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฏ’๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ฌ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ท๐ฐ๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ต๐ด๐ช๐ณ๐ข๐ช๐ณ๐ข๐บ ๐ข๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข-๐ฎ๐ช๐ข๐ด๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ณ๐ฆ๐ฉ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฐ๐ฏ๐จ๐ฐ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ป๐บ ยป, hoy izy.
Nampahatsiahiviny fa ny 0,3%-nโny tetibolam-panjakana no hatokana hiadiana amin’ny kolikoly raha ny voarakitra ao anatinโny Volavolan-dalร na mifehy ny tetibolam-panjakana (PLFI) 2027.
Anisanโireo mpikambana ao aminโny Governemanta nanotrona ny hetsika tetsy Anosy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON.
Nisy ny fampahafantarana an-tsary momba ny fomba fampiasana ny sehatra i-FANAGNA, ka naseho tamin’izany ny dingana fanokafana azy sy ny fomba fanaovana fanambaram-pananana.
Hanampy aminโny fahitsiana sy ny mangarahara eo amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana no sady entina misoroka ireo fandikan-dalร na toy ny famotsiam-bola, ny fanodinkodinam-bolam-panjakana, ny hosoka, ny tsy fanaovana fanambaram-pananana ary ny fanaovana fanambarana diso koa ny sehatra nomerika i-FANAGNA.
