๐๐๐จ๐๐ก๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐จ๐ค ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐จ๐๐ ๐, ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐จ๐ฎ ๐๐ง๐๐ค ๐จ๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ซ๐ค๐๐ ๐๐จ๐๐ ๐.
Toy ny teto Antananarivo Renivohitra dia manamafy ny hetsika hisorohana ny fahapoizinana ara-tsakafo ny any aminโny Faritra.
VAKINANKARATRA : ๐๐๐๐จ๐ 74 ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐๐ข๐๐ก๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค ๐ ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ค๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ค๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ค ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐๐ ny Alarobia 28 Oktobra 2026. Niara-nisalahy tamin’ny ekipa avy amin’ny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) Vakinankaratra taminโizany ny IDA avy amin’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam- bahoaka sy ny BMH Antsirabe.
Navoitra nandritra ny fanentanana ny tokony hitandroana ny fahadiovana sy ny fikajiana ny fitehirizana sakafo manomboka eo amin’ny fividianana ny akora ampiasaina, ny fikarakarana ny sakafo ary ny fivarotana ny sakafo masaka.
Roa andro misesy izao no nanatantetrahanโny DRCC Vakinankaratra hetsika iadiana aminโny fahapoizinana ara-tsakafo.
BOENY : ๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฉ๐ง๐ 146 ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ซ๐ค๐๐ซ๐ค๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐ก๐๐๐ซ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฝ๐ค๐๐ฃ๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐ก๐๐๐ซ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐จ๐๐ก๐๐ข๐๐ข-๐๐๐๐ค๐๐ ๐ ๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฝ๐๐ ๐ฉ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ค ๐ข๐๐ก๐๐ก๐๐ ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐ ny Alarobia 28 Oktobra 2026. Ny 106 taminโireo dia mpanao gargote, ny 31 mpanao restaurant ary ny 9 mpivarotra vary masaka.
Anisanโny fanontaniana napetraky ny mpivarotra ny momba ny menaka satria maro ny menaka miparitaka eny aminโny tsena saingy ny menaka tsara kalitao sy mety aminโny resaka nahandro dia lafolafo kokoa.
Tao koa ny nilaza fa tsara arahi-maso ny momba ireo mpivarotra yaourt soja mandendeha sy ny jus naturel.
Nohamafisina taminโny famaranana fa fanentanana no natao fa mbola hisy ny fidinanana ifotony ho fanaraha-maso ny fampiharana ireo toromarika.
IHOROMBE : Tao Ihosy, ny andronโny omaly Alarobia 28 Oktobra 2026, dia nisy ny fivoriana niarahanโny ekipanโny DRCC Ihorombe taminโny Service d’Inspection des Denrรฉes Alimentaires sy ry zareo ao amin’ny Antenimieranโny Varotra sy Indostria (CCI), izay nandinihina sy nanapahana hevitra mikasika ny asa ho atao eny anivon’ireo mpandraharaha eo aminy sehatra hani-masaka.
๐๐๐จ๐ฎ ๐๐ซ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ค๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ ๐๐ก๐๐ฉ๐๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐๐๐ค๐ซ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค. Natao koa ny fanazavana tamin’ny Onjampeo.
