๐ผ๐ฉ๐๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐ข๐๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ซ๐ค๐๐ ๐๐จ๐๐ ๐ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ข๐๐จ๐ค ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐จ๐๐ ๐ ๐ฃ๐ ยซ ๐๐๐ง๐๐ค๐ฉ๐ ยป, ๐๐๐จ๐ค๐ง๐ค๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฅ๐ค๐๐ฏ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐จ๐๐ ๐๐๐ค.
ITASY : ๐๐ค๐ข๐๐ฃ๐ ๐๐-๐ฅ๐ค๐ฉ๐ค๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ 1 ๐ซ๐ค๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ข๐๐จ๐๐ ๐, ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ก๐๐จ๐ค๐ ๐ ๐๐๐ฉ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฉ๐๐ค ny Talata 27 Oktobra 2026 tao Miarinarivo. Mpivarotra hanimasaka miisa 7 ireo nidinanโny ekipa mpanara-maso ao aminโny Faritra Itasy izay nahitana ny avy aminโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC), Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka ary ny Kaominina Ambonivohitra Miarinarivo.
Voamarika fa mbola tsy manaraka ny fepetra ara-pahasalamana sy izay takiana aminโny fahadiovana ireo fivarotana sakafo masaka ireo. Tsikaritra ny fampiasana fitaovana tsy voadio ara-pahasalamana. Betsaka koa ny mpivarotra sakafo masaka tsy mampiasa aron’akanjo fiarovana ny fahadiovan’ ny sakafo amidy.
Nentanina moa izy ireo hitandro ny fahadiovana sy ho sarotiny aminโny fenitra ara-pahasalamana sy kalitaonโny sakafo amidiny. Nametrahana raki-tsoratra (fiche de suivi et รฉvaluation) teo amin’ireo mpivarotra sakafo masaka mikasika ny fitsirihana izay natao mba hahafahan’izy ireo mampihatra ny toromarika rehetra izay nomena .
VAKINANKARATRA : ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ข๐๐จ๐๐ ๐ ๐ฉ๐๐ค ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ก๐ฎ, ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐ค๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ ๐๐ง๐ฎ ๐ฉ๐๐ค ๐๐จ๐๐ง๐๐จ๐๐ค๐ฉ๐ง๐, ๐๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ข๐๐จ๐ค ny varotra sy ny fifaninana avy aminโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana sy ireo mpanaramaso ny sakafo sy ny vokatra fihinana avy aminโny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Vakinankaratra.
Mpivarotra sakafo masaka 15 no nanaovana fanentanana ho fisorohana ny tranga fahapoizinana ara-tsakafo taminโity hetsika notanterahina ny Alatsinainy 26 Oktobra 2026 ity. Izany dia nialohavanโny fijerena ny datin’ireo akora ampiasaina, ny fanajana ny fepetra fitehirizana ireo sakafo tokony atao anaty vata fampangatsiahana.
ALAOTRA MANGORO : ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐ข๐๐จ๐๐ ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ค ๐๐๐จ๐๐ ๐๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ฉ๐ค๐ข๐ฅ๐ค๐ฃโ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐จ๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐ค๐ ๐๐๐๐ฃ๐ฎ any aminโny Faritra Alaotra Mangoro, nivory tao Ambatondrazaka ny Talata 27 Oktobra 2026. Aminโizany no hanamafisana ny fanentanana ary hampahafantarana azy ireo ny fepetra tokony harahina aminโny fikarakarana sy fivarotana sakafo. Nisy sahady, ny folakandro, ny fitsirihana teny aminโireo mpivarotra hanimasaka.
