๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐ฅ๐๐ข๐ค๐ฃ๐๐๐๐ฎ ๐๐ค ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค๐๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ ๐๐ฅ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ).
Mpandraharaha ara-barotra 5 ao aminโny tsena Bazar Be, Tanร na ambony ao Antsohihy ireo notsidihanโny mpanara-maso avy aminโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana, notarihinโny Sekretera jeneraly Gilchrist RAKOTOSON, ireo.
Ankoatra ny fisavana ireo karazan-taratasy fanamarinana tokony anananโny mpivarotra dia nojerena akaiky koa ny kalitao sy vidinโentana iadiana aminโny mety ho fanararaotana. Narahina fanentanana aminโny fanohizana ny fanarahan-dalร na sy fanajana hatrany ny zonโny mpanjifa izany.
Niara-dia taminโity fanaraha-maso ny tsena tao Antsohihy ity ny Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) DIANA, Betsiboka ary Boeny. ยซ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ๐ข๐ง๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข-๐ฎ๐ข๐ด๐ฐ ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ฐ๐ฆ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ-๐ต๐ด๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฉ๐ข๐บ ๐ข๐ต๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ฐ๐ง๐ช๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ๐ท๐ข๐ฏ๐ช๐ฎ-๐ฑ๐ฐ๐ต๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ช๐ฅ๐ช๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ช๐ต๐ด๐ฐ ๐ข๐ฉ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ยป, hoy ny Talem-paritra Sofia, Fredis RAJAOMANODIARIVELO.
Taorianโny fitsirihana teny an-tsena dia nisy ny fivoriana notarihinโny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana, Haingotiana ANDRIAMADISON, tao aminโny biraonโny DRCC Sofia. Fotoana nanomezany toromarika ho anโireo mpiara-miasa ao aminโny Fitaleavam-paritra, hanatanterahana ny asa am-pahamendrehana sy manaraka ny Lalร na hatrany.
