๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐ง๐-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐๐กร ๐ฃ๐ ๐ ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ง๐๐ฉ๐๐จ๐๐ข-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐ข๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐ ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ).
VAKINANKARATRA : Taminโireo mpivarotra 39 nanaovana fitsirihana dia mpaninjara 10 no tsy nahaloa hetra ara-potoana sy araka ny asa atao ; Mpivarotra vokatry ny fambolena eto an-toerana 4 tsy manana taratasy mihitsy momba ny asa ataony ; Mpivaro-kena 4 tsy manana karatra maha-mpivarotra hena. Anisanโny tranga hitanโny mpanara-maso avy aminโny DRCC Vakinankaratra ireo nandritra ny fisafoana teny an-tsena nataony nanomboka ny 01 Oktobra 2026. Nasaina nikarakara ireo taratasim-barotra ara-dalร na faranโizay haingana izy ireo.
ITASY : Taminโny fitsirihana notanterahina tany aminโny Kaominina Manazary sy tao aminโny Kaominina ambonivohitra Miarinarivo, samy ao aminโny Distrikanโi Miarinarivo ny 29 – 30 Septambra 2026 dia mpivarotra antsinjarany miisa 3 no tsy nanana taratasim-barotra toy ny Karatra statistika sy Karatra ara-ketra. Mpivarotra mpaninjara 12 sy mpanangom-bary akotry 3 no nosavainโny mpanara-maso avy aminโny DRCC Itasy taminโizany. Nomena fampitandremana sady nentanina hameno ny antontan-taratasy eo am-pelatanany ireo tsy nanara-dalร na.
ANALAMANGA : Misy koa ireo mpivarotra tsy manara-dalร na noho ny tsy fananany taratasy feno momba ny asa varotra ataony eny Ambohipo sy ny manodidina. Taminโireo mpivarotra enta-madinika, quincailleries, fivarotan-kena 22 notsirihana no nahitana azy ireo, ankoatra ny entana lany daty sy fitaovam-pandanjana tsy voatsara. Nampiantsoana hiakatra eny amin’ny biraonโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana Analamanga izy ireo.
