๐๐ค๐ฉ๐ค๐ก๐ค๐ง๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐ ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ฃ๐ค๐ ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ ๐๐ฅ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐๐๐๐ 2026
Nanatanteraka ny tenin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara (PRRM) amin’ny tokony hijerena an’ireo mpandray anjara tamin’iny Lalao ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana ny volana Aogositra 2026 teo tany Manakara ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC).
Nisolo tena ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON tamin’ny fanolorana fanomezana toy ny fitaovam-pianarana ho an’ny zanak’izy 30 mianadahy sy valopy ny Sekretera Jeneraly sy ny Talen’ny Kabinetra.
Nandritra ny fananganan-tsaina teto Ambohidahy dia efa nisy koa ny fandraisana ireo solontena nisalotra ny akanjon’ny MinCC tany amin’ny ASIEF.
Anatin’ny toetsaina mandala ny Firaisankina no nanaovana izany rehetra izany.
