๐๐ค๐ฃ๐๐ ๐ข๐๐ซ๐๐๐ฎ ๐ซ๐๐ง๐ฎ ๐๐ ๐ค๐ฉ๐ง๐ฎ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐๐ง๐ค๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ (๐๐ฉ๐๐ฉ๐ ๐๐ง๐ค๐๐ช๐ง๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ ๐ค๐ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐๐ง).
Vary 37 taonina no novidianโny orinasam-panjakana eo ambany fiahianโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) tao Tsiroanomandidy ny 29 Aogositra 2026 raha 200 taonina no kasainy ho raisina. Fanombohana ihany izany fa arakaraka ny fahavononanโny lisitry ny tantsaha manam-bary ho amidy no hirosoana aminโny fanangonana, araka ny fandaminana. 1500Ar moa no andraisanโny SPM ny iray kilao aminโny vary akotry tao Tsiroanomandidy.
Nialohavanโny dinika fandaminan-draharaha tao aminโny Prefektioranโi Tsiroanomandidy ny fividianam-bary teo aminโny Tranompokonolona. Nandray anjara taminโizany ireo tomponโandraiki-panjakana isan-tsokajiny, ny solontena avy aminโny SPM ary ny avy aminโireo tantsaha.
Nambaranโny Talenโny Fifaninanana sy ny Fandrindrana ny Tsena (DCRM) eo anivonโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana, Rufin ZAFIMIHARY fa fepetra noraisina handrindra ny vidinโny vary ny fividianana vary mivantana eny ifotony. ยซย ๐๐ข๐ต๐ข๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ง๐ฐ๐ช๐ฃ๐ฆ ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ข๐ญ๐ข๐ญ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐๐ ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฉ๐ช๐ข๐ณ๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข ๐ด๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ง๐ช๐ต๐ด๐ช๐ฏ๐ซ๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ป๐บ ยซย , hoy izy.
Naneho ny fahafaham-pony ny solontenanโny tantsaha, ary nilaza fa nanavotra azy ireo nanoloana ny fikorontanananโny vidinโny vary akotry izao fanapahan-kevitra noraisinโny Fitondram-panjakana izao. ยซ ๐๐ฏ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ง๐ข ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ญ๐ข ๐ฎ๐ช๐ต๐ฐ๐ฉ๐บ ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ๐ฅ๐ช๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ต๐ข๐ท๐ฆ๐ญ๐ข ๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐บ ๐ช๐ญ๐ข๐บ ๐ท๐ข๐ณ๐บ ๐ข๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฏ๐ช๐ท๐ฐ๐ฉ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ง๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ท๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข ยป, hoy Martin RAKOTOARISOA, Sefo Fokontany Marolaona ao aminโny Kaominina Tsiroanomandidy Fihaonana.
Tsy voalohany izao no nidinanโny SPM nividy vary tany Tsiroanomandidy fa efa nisy teo aloha.
