๐๐๐ฉ๐ ๐จ๐ค๐ฃ๐๐ ๐ฉ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฃ๐ (๐๐๐ฃ๐พ๐พ) ๐๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐ผ๐ฟ๐๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐ค๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐ง๐ ๐๐ ๐ค๐ฃ๐ค๐ข๐๐ ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ร โ ๐ฟ๐ช๐๐รฏ (๐๐พ๐พ) ๐๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ฉ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ข-๐ฅ๐๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐๐จ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐.
Nambaranโny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON nandritra ny lanonam-panaovan-tsonia tetsy Ambohidahy fa ny fankatoavana izao fifanekena izao dia hahafahanโi Madagasikara mampahafantatra sy mampiroborobo ireo vokatra mampiavaka azy eo aminโny tsena any ivelany. ยซย ๐๐ด๐บ ๐ญ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ-๐ต๐ด๐ฐ๐ฏ๐ช๐ข ๐ต๐ด๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ง๐ฐ๐ต๐ด๐ช๐ฏ๐บ ๐ช๐ต๐บ, ๐ง๐ข ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ฆ๐ฌ๐ฆ๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข-๐ฎ๐ช๐ข๐ด๐ข ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ฉ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ฐ๐ฆ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข, ๐ฉ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ต๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข-๐ฎ๐ช๐ข๐ด๐ข ๐ข๐ณ๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ง๐ช๐ต๐ข๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ฅ๐ข๐ญร ๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ง๐ช๐ต๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ฐ๐ฆ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏโ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ง๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ต๐ฆ๐ญ๐ฐ ๐ท๐ฐ๐ข๐ฌ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ขย ยป, hoy izy.
Nanamafy izany ny Filohanโny Antenimiera Ekonomika Kanada-Dubai raha nilaza fa manokatra ny varavaranโny varotra eo aminโi Madagasikara, Kanadร ary Dubaรฏ izao fifanekena izao.
Hisy ny komity iombonana ho atsangana, hanara-maso ny fanatanterahana ireo asa ho atao sy hiandraikitra ny fandrindrana izany ary hitarika ny tombanโezaka miainga aminโireo vokatra azo.
Nialohavanโny dinika teo aminโny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana sy ny mpiara-miasa aminy taminโny delegasiona kanadiana ny maraina, ny fanaovan-tsonia notontosaina omaly folakandro.
Samy naneho finiavana hametraka fiaraha-miasa maharitra eo aminโireo sehatra ara-barotra sy ara-toekarena ny andaniny sy ankilany taminโizany. ยซ ๐๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข-๐ฎ๐ช๐ข๐ด๐ข ๐ฎ๐ช๐ง๐ฐ๐ต๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ซ๐ฆ๐ณ๐บ ๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ณ๐ฐ๐ข ๐ต๐ฐ๐ฏ๐ต๐ข ๐ฎ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ฐ๐ข ยป.
