๐๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ (๐ด๐๐๐ช๐ช) ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐จ๐ซ๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ป๐ข๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ท๐ข๐ฉ๐ช๐ฏ๐ช๐ข๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฉ๐ช๐ต๐ข๐ญ๐ข๐ท๐ช-๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐๐๐ ๐ฏ๐บ ๐ป๐ข๐ท๐ข-๐ฎ๐ช๐ด๐บ ๐ด๐บ ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ด๐ข ๐ฏ๐ฐ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฉ๐ช๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฆ๐ฑ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐ฐ๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ณ๐ข-๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ฌ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ข๐ณ๐ต๐ฆ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ต๐ข ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐บ.
FANJIFANA :
๐๐๐ข๐๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐
– Ampy hiatrehana ny maitso ahitra ny tahirinโentana ilaina andavanandro ;
– Manara-maso ny Minisitera mba tsy hisianโny fanararaotana eo aminโny vidinโentana, indrindra manoloana ny fiakaranโny vidinโny dรดlara sy ny fiakaranโny vidinโny vary eo aminโny sehatra iraisam-pirenena. 450 dรดlara izany raha 350 dรดlara teo aloha ;
– Tena filร nโny Malagasy noho ny tsy fahampianโny vokatra eto an-toerana ireo vary hafarana ary tsy misy ny fanafarana gaboraraka ;
– Nahato mandrapahavitanโny maitso ahitra ny fakร na haba aminโny fanafarana vary ho fitsinjovana ny mpanjifa.
Etsy ankilany, nomena fanampiana ara-bola ny Orinasam-panjakana SPM hividianany vary akotry eny aminโny tantsaha mba tsy hahafatiantoka azy ireo. 1500Ar isa-kilao no andraisanโny SPM ny vary akotry any Alaotra raha 1440Ar no ividiananโny mpanangom-bokatra izany. ยซ ๐๐ด๐บ ๐ฎ๐ช๐ด๐บ ๐ต๐ฐ๐ฌ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ฆ๐ต๐ด๐ช๐ฌ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐๐ ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ฐ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข ยป, hoy ny Minisitra Haingotiana ANDRIAMADISON.
๐๐๐๐๐ฅ๐ค๐๐ฏ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐จ๐๐ ๐๐๐ค :
– Manao ezaka ny Minisitera aminโny fanaraha-maso ny entana lany daty. Hisy ny fanadinam-panjakana handraisana kaomisera sy mpanaramaso ny varotra sy ny fifaninanana hanamaroana isa ireo mpanao fitsirihana.
– Antony voalohany mahatonga ny fahapoizinana ara-tsakafo anefa ny tsy fahatomombananโny fitehirizana sakafo, ny fahalotoanโny rano ampiasaina ary ny tsy fanajana ny fahadiovana aminโny fikarakarana ny sakafo. Mila fandraisanโandraikitra sy fitandremana avy aminโny tsirairay izany.
๐๐๐ก๐-๐๐๐ฃ๐๐ :
– Efa mihena tsikelikely ireo mpivarotra tsy mitsara ny fitaovam-pandanjana ampiasainy;
– Efa vonona ny volavolan-dalร na hahafahana manafay ireo mpandraharaha mihoa-pefy.
VAROTRA IVELANY :
๐๐๐ฃ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ฉ๐๐จ๐๐ :
– Nosokafana ny fanondranana letisia eo aminโny tsena eoropeana nandravana ny ampihimamba. Miara-miasa akaiky ny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana sy ny Vondronโny mpanondrana letisia (GEL). Hoy ny Minisitra: ยซ ๐๐ด๐บ ๐ต๐ฐ๐ฌ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฌ๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข ๐ง๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ช๐ฅ๐ช๐ฏ๐บ ๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฐ๐ฌ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ช๐ป๐บ ๐ฏ๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ฉ๐ข๐ณ๐ช๐ฏ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ช๐ด๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณโ๐ช๐ป๐บ ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ยป.
๐๐๐ฃ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ซ๐๐ฃ๐๐ก๐ :
– Be loatra ny tahirin-davanila ka mihena ny vidiny
Paikady napetraka :
– Nosokafana ahafahana manondrana lavanila koa ny seranantsambo ao Vohรฉmar, Antsiranana ary Nosy Be ;
– Nohalalahana ny fanomezana ยซ agrรฉment ยป hanondrana ka tafakatra manodidina ny 300 ireo mpandraharaha nahazo izany raha 90 monja izany teo aloha ;
– Natsangana ny AVM (Alliance pour la Vanille Malagasy) nasolo ny CNV teo aloha ;
– Nosokafana ny Sehatra nomerika ALALANA handraisana sy hikirakirana ireo fangatahana fahazoan-dalana hanondrana.
Vokany :
– Nitombo 20% ny vokatra nahondrana
– Tafakatra 10000Ar hatraminโny 30000Ar ny vidinโny lavanila maitso iray kilao raha 2000Ar na 3000Ar izany teo aloha.
ADY AMIN’NY KOLIKOLY :
– Vita sonia ny Politika anatinโny Minisitera iadiana aminโny kolikoly na PILCC
– Manana Fitaleavana manokana iadiana aminโny kolikoly ny Minisitera
– Napetraka ny ยซย Standard de serviceย ยป hampahafantarana ny dingana tokony haleha sy ny faharetanโny fikarakarana ho anโireo mpangataka fahazoan-dalana samihafa
– Beazina hanana fahitsiana ny mpiara-miasa.
