๐๐ค๐ซ๐ค๐ง๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฝ๐๐ ๐๐จ๐ค๐ฉ๐ง๐ฎ ๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐-๐ข๐๐จ๐๐ ๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฝ๐ค๐ง๐๐๐ค๐ง๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฉ๐๐ก๐ค, ๐ฝ๐๐จ๐๐ง๐๐ฉ๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐ผ๐ซ๐๐ง๐๐๐ค๐๐.
Taminโizany no nanentanana ireo mpivarotra ireo hiditra aminโny maha-mpivarotra matihanina, ka handoa patanty sy hisoratra aminโny statistika . Ankoatra izay dia nampahafantarina azy koa ny andraikiny hiantso mpanara-maso ny varotra hanao ny fakana singa aminโny sakafo sy zava-pisotro vokariny ary hangataka fanomezan-dalana hivarotra izany in-droa isan-taona.
Mpanao hotely, mpanao mofo mamy, gargoty, kafe sy mofo manodidina ny 50 ireo nahazo fanentanana ireo. Nifarimbona taminโny fanazavana sy famaliana ny fanontaniana ny avy aminโny Foibem-pitondrana misahana ny Fiarovana ny mpanjifa (DPC) eto aminโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC), ny Biraonโny Kaominina misahana ny Fahadiovana (BMH) ary ny Agence de Contrรดle de Sรฉcuritรฉ Sanitaire et de Qualitรฉ des Denrรฉes Alimentaire (ACSSQDA).
ยซย ๐๐ช๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ๐ฌ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ด๐ข๐ญ๐ข๐ฎ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ด๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ฐ ๐ฐ๐ฎ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ช๐ง๐ข ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ, ๐ฏ๐ฐ๐ฉ๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ท๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐ฏ๐บ ๐ง๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ฐ๐ฌ๐ข๐ณ๐ช๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ฐ๐ฉ๐ฐ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ-๐ต๐ณ๐ข๐ฏ๐ฐ ๐ข๐ฌ๐ฐ๐ณ๐บย ยป, hoy ny Talenโny Fiarovana ny Mpanjifa, Yolandine NAMBOHOE VENON raha nampahatsiahy taminโireo mpivarotra hani-masaka ny andraikitrโizy ireo.
