Misokatra manomboka ny 29 Septambra 2026 hatramin’ny 17 Oktobra 2026 ny fametrahana fangatahana fahazoan-dalana hanondrana jirofo.
Izany dia atao amin’ny Sehatra nomerika ALALANA, an’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana: https://alalana-mincc.digital.gov.mg
