๐ผ๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐ก๐๐ก๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ค๐ข๐๐ง๐๐ ๐ ๐ฃ๐ค ๐๐ฃ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ฉ๐๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ ๐๐ง๐๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐ฏ๐ค๐๐ฃ-๐๐๐ก๐๐ฃ๐ (๐๐๐งรฉ๐ข๐๐ฃ๐ฉ) ๐๐๐ฃ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ซ๐๐ฃ๐๐ก๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ง๐ค๐๐ค ๐ข๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ค๐ ๐ ๐๐ฏ๐๐ค.
Tombontsoa lehibe samihafa no azo amin’ny fampiasana ny Sehatra nomerika ยซย Alalanaย ยป toy ny:
– Fangaraharan’ny fitantanana ny antontan-taratasy,
– Fahafainganan’ny fikirakirana ny antontan-taratasy,
– Fampifandraisana an’ireo sampandraharaha voakasika (interopรฉrabilitรฉ).
Notanterahana tao amin’ny Hรดtel L’Oasis ao Fenoarivo Atsinanana any amin’ny Faritra Analanjirofo ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny ยซย Plateforme Alalanaย ยป, natao indrindra hampidirana ny fangatahana fahazoan-dalana hanondrana lavanila sy jirofo.
Nitarika izany tany an-toerana sady nisolo tena ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) ny Sekretera jeneraly Gilchrist RAKOTOSON. Lanonana natrehin’ny Solombavambahoaka voafidy tao Fenoarivo Atsinanana Andriniaina RAMINOALISOA, ny Lehiben’ny Faritra Analanjirofo Arnaud TODY, ny solontena avy amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Haitao ara-Kajy Mirindra, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra (MNDPT), ny Tale mpanatanteraky ny Sampana misahana ny fitantanana nomerika (UGD) eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika ary mpandraharaha mpanondrana, mpikarakara ary mpanangona jirofo sy lavanila.
Nitsiry teo anivon’ny Minisiteran’ny Varotra ny hevitra hanamorana ny fikarakarana ny antontan-taratasy fangatahana agrรฉment sy fomba ifandrasain’ireo Rafitra sy Minisitera misahan-draharaha anatin’izany ka nentina teo amin’ny UGD ho tanterahana. Teraka teo ny UGD.
ยซย ๐๐ฏ๐ช๐ด๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ฆ๐ฉ๐ช๐ฃ๐ฆ ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐๐ฆ๐ฉ๐ข-๐ฑ๐ช๐ฉ๐ข๐ณ๐ช๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ข๐ท๐ข๐ฏ๐ช๐ญ๐ข ๐ด๐บ ๐ซ๐ช๐ณ๐ฐ๐ง๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ด๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ด๐ฆ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฆ๐ณ๐ช๐ฌ๐ข (๐ฅ๐ช๐จ๐ช๐ต๐ข๐ญ๐ช๐ด๐ข๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ) ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ข๐ต๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ญ๐ข๐ญ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฏ๐ขย ยป, hoy ny Sekretera jeneralin’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana.
Nanazava kosa ny Sekretera mpanatanteraky ny UGD fa tsy amin’ny fanomezana alalana ihany fa manome lanja ny fampifandraisana sy fiaraha-miasa eo amin’ny Rafitra sy Minisitera samihafa ny Sehatra nomerika. Anisan’ireo ampifandraisin’ny Plateforme Alalana ny Foibem-pitondrana ankapoben’ny Hetra (DGI), ny INSTAT, FINEX.
Mpanohana ara-bola ny famolavolana ny Plateforme Alalana ny Tetikasa teo aloha PRODIGY sy ny Tetikasa PIC (Pรดles Intรฉgrรฉs de Croissance).
