Passer au contenu
Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

cropped-HEADER3-WEB-MCC-260203-1356-1.png
Menu principal
  • Accueil
  • Ministère
    • MINISTRE
    • Organigramme
  • Textes et lois
    • ARRÊTÉ
    • DÉCRET
    • CONSEIL DES MINISTRES
  • REVUE DE PRESSE
  • Prix PPN
    • Situation hebdomadaire
    • Evolution mensuelle par région
  • Services publics
    • Orientation responsables
      • Direction centrale
      • Direction régionale
    • Organismes sous tutelles
    • Service Métrologie Légale
    • DGCE
    • DGCI
    • DIRCC
Portail d'Informations commerciales
  • Articles

FIAROVANA NY VOKATRA ETO AN-TOERANA SY FANDRINDRANA NY FAMATSIANA

Mirana Faarouk 1 août 2026 1 minute read
1

𝙉𝙖𝙢𝙥𝙖𝙝𝙖𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙢𝙤𝙣𝙜𝙖𝙙𝙮 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙛𝙚𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙫𝙤𝙣𝙟𝙞𝙢𝙖𝙞𝙠𝙖 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙨𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙗𝙖𝙣-𝙩𝙨𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 20% 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙫𝙖𝙧𝙮 𝙖𝙛𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙝𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙢𝙥𝙞𝙣𝙮 5% 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙍𝙞𝙯 𝙙𝙚 𝙡𝙪𝙭𝙚.

📌Nanomboka tamin’ny 17 Jolay 2026 no nampiharana ireo fepetra vonjimaika ireo amin’ny fanafarana vary ary araka ny vokatry ny fandinihana natao dia hampiharina mandritra ny efa-bolana izany. Hodinihina arakaraka ny fivoaran’ny toe-draharaha ny mbola hanohizana azy na tsia.

✅Nisy ny fanazavana fampahafantarana tamin’ny antsipirihany ny momba izany fepetra izany tamin’ireo mpandraharaha mpamongady tetsy amin’ny efitrano fivorian’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Ambohidahy. Nitarika izany ny Sekretera jeneralin’ny Minisitera Gilchrist RAKOTOSON sy ny Tale jeneralin’ny Varotra anatiny sy ny Fanjifana (DGCIC) Natolotriniaina FANOMEZANTSOA.

👉Navoitra fa napetraka izao fepetra vonjimaika izao ho fiarovana ny vokatra vary eto an-toerana sy hiantohana ny filaminan’ny famatsiana ireo entana ilain’ny vahoaka.

➡️Nasaina nanambara ny tahirin’entana ananany ireo mpivarotra ambongadiny mba hahafahana manara-maso ny fisian’ny entana sy mandrindra ny tsena.

Post navigation

Previous: FIFANDRAISANA AN-TELEFAONINA FINDAY
Next: FANANGANAN-TSAINA

Histoires connexes

1
2 minutes read
  • Articles

Fiarovana ny tantsaha, antoky ny famatsiana ara-drariny sy tsy tapaka

Mirana Faarouk 10 août 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Madagasikara-Kanada

Mirana Faarouk 8 août 2026 0
1
2 minutes read
  • Articles

Vaovaon’ny fitaleavam-paritry ny varotra sy ny fanjifana (DRCC)

Mirana Faarouk 7 août 2026 0

par date

  • Archives
  • Articles
  • Communiqués

Vous avez peut-être raté

1
2 minutes read
  • Articles

Fiarovana ny tantsaha, antoky ny famatsiana ara-drariny sy tsy tapaka

Mirana Faarouk 10 août 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Madagasikara-Kanada

Mirana Faarouk 8 août 2026 0
1
2 minutes read
  • Articles

Vaovaon’ny fitaleavam-paritry ny varotra sy ny fanjifana (DRCC)

Mirana Faarouk 7 août 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Moris Mada Business Connect

mamy 7 août 2026 0
Copyright © MinCC 2026 !!! All rights reserved. | MoreNews par AF themes.