Ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana Haingotiana ANDRIAMADISON no vahinin’ny fandaharana manokan’ny TVM anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina ( 20h30 )
Fandaharana manokana izay araka ny toromarika nomen’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo. Hifandimby hiakatra eto amin’ny TVM ireo minisitra rehetra mpikambana ao amin’ny Governemanta.
𝐋𝐨𝐡𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝟐 𝐧𝐨 𝐡𝐨 𝐫𝐞𝐬𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲:
1- Ny teti-panorona na ny Stratégie hoentin’ny ministera miady amin’ny kolikoly
2- Tatitry ny asa natao tao anatin’ny heritaona ho an’ny ministera.
