๐๐ค๐ซ๐๐ก๐๐๐๐ก๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ซ๐ค๐ฉ๐๐ก ๐ผ๐ก๐๐ง๐ค๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐๐ฉ๐จ๐๐๐ข-๐๐ค๐ก๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฉ๐๐ ๐๐จ๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐.
๐Notsindriana manokana tamin’ity Dinika ity ny tsy maintsy hampiasana amim-pahombiazana sy anatin’ny mangarahara ny volam-panjakana, ary ny fanamafisana ny fanaraha-maso sy ny fanombanana ireo tetikasa sy fandaharanasa, mba hahazoana vokatra mivaingana sy misy fiantraikany.
๐ฅNitarika izao fihaonana izao ny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta, Mamitiana RAJAONARISON. Anisan’ireo nanatrika izany teny Alarobia ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON.
โ
Nivoitra fa zava-dehibe ny fametrahana tanjona mazava sy fe-potoana voafaritra, hahafahana mandrefy ny fivoaranโny asa sy manombana ireo vokatra azo ao anatinโny fotoana voafaritra.
๐ฏNifantoka taminโireo fanamby stratejika ihany koa ny fifanakalozan-kevitra. Kendrena ny fametrahana paikady mazava hanatsarana ny vokatra azo.
