๐๐๐ข๐ฎ ๐ง๐๐จ๐ฎ ๐ก๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐๐จ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐ค๐๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐ง๐-๐๐๐ง๐ค๐ฉ๐ง๐ ๐๐ค ๐๐ข๐๐ฃ’๐ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ค๐ง๐ ๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐ผ๐ฟ๐๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐ข๐๐๐จ๐๐๐๐ค๐ง๐ค ๐๐๐ก๐๐ข๐ ๐๐๐ง๐ช ๐ฟ๐๐๐๐๐พ๐ผ๐.
Nitsika ara-pomba fifanajana ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON tetsy Ambohidahy ny Ambasadaoro vaovaon’i Tiorkia eto Madagasikara, Halime Ebru DEMIRCAN.
Tamin’izany no nanehoan’ny andaniny sy ankilany ny fahavononany hampitombo bebe kokoa ny fifandraisana ara-barotra eo amin’ny tany roa tonta, anatin’ny fisitrahana tombontsoa mitovy.
Apetraka ho fanamby ny fampiroboroboana ny fiaraha-miasa ka ยซย ๐ซ๐ฆ๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ง๐ช๐ต๐ข๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ฌ๐ฐ๐ซ๐ข๐ฌ๐ฐ๐ซ๐ข ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ด๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ข๐ด๐ข ๐ง๐ข๐ฏ๐ฐ๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข, ๐ฏ๐บ ๐ฆ๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ญ๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ข๐ท๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ, ๐ด๐ฆ๐ฉ๐ข-๐ฑ๐ช๐ฉ๐ข๐ณ๐ช๐ข๐ฏ๐ข ๐ซ๐ช๐ณ๐ฐ๐ง๐ฐ ๐ด๐บ ๐ญ๐ข๐ท๐ข๐ฏ๐ช๐ญ๐ขย ยป, araka ny tenin’ny Minisitra malagasy tamin’ny diplomaty tiorka.
Efa nisy moa ny fifanekem-piaraha-miasa teo amin’i Madagasikara sy Tiorkia nosoniavina tamin’ny taona 2024. Ho jerena ny fampifanarahana izany amin’ny sori-dalan’ny Fanavaozana amin’izao fotoana izao.
Ho an’ny Masoivoho tiorka dia fanirian-dry zareo ny hananan’ny fifandraisana eo amin’i Madagasikara sy Tiorkia izay mampiavaka azy manokana.
Anisan’izay natsidiny ny mahatsara ny hisian’ny rafitra araka ny Lalร na hahafahan’ireo mpampiasa vola tiorka miasa malalaka eto amintsika.
Tamin’ny taon-dasa dia nitombo ny fanondranan’i Madagasikara entana mankany Tiorkia.
