Orinasa, mpamokatra, mpanondrana sa tompon’andraikitra amin’ny tetikasa ianao ?
Te-handray anjara amin’ny Iraka ara-toekarena sy ara-barotra ho ataon’i Madasikara any Sina ?
𝘼𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙩𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙁𝙚𝙙𝙚𝙧𝙖𝙨𝙞𝙤𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝘼𝙣𝙩𝙚𝙣𝙞𝙢𝙞𝙚𝙧𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙑𝙖𝙧𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙄𝙣𝙙𝙤𝙨𝙩𝙧𝙞𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 (𝙁𝘾𝘾𝙄𝙈) 𝙢𝙖𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙯𝙖𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙡𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙢𝙚𝙩𝙧𝙖𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙚𝙝𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙡𝙞𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖.
fccim.ccim@gmail.com
261 38 699 99 99
Ireo hetsika lehibe ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny MECC 2026
03 hatramin’ny 13 Novambra 2026 :
–
CIIE 2026 any Shanghai : Sehatra iraisam-pirenena lehibe natokana ho an’ny vokatra hafarana sy ho an’ny fidirana amin’ny tsena sinoa.
–
Sehatra fifanakalozan-kevitra momba ny fiaraha-miasa ara-toekarena sy ara-barotra eo amin’i Madagasikara sy i Shina
–
Fihaonana B2B amin’ireo mpividy, mpanafatra entana, mpampiasa vola ary mpiara-miombon’antoka sinoa.
