Passer au contenu
Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

Ministère du Commerce et de la Consommation

cropped-HEADER3-WEB-MCC-260203-1356-1.png
Menu principal
  • Accueil
  • Ministère
    • MINISTRE
    • Organigramme
  • Textes et lois
    • ARRÊTÉ
    • DÉCRET
    • CONSEIL DES MINISTRES
  • REVUE DE PRESSE
  • Prix PPN
    • Situation hebdomadaire
    • Evolution mensuelle par région
  • Services publics
    • Orientation responsables
      • Direction centrale
      • Direction régionale
    • Organismes sous tutelles
    • Service Métrologie Légale
    • DGCE
    • DGCI
    • DIRCC
Portail d'Informations commerciales
  • Articles

REVUE DE L’EXECUTION BUDGETAIRE (REB)

Mirana Faarouk 31 juillet 2026 1 minute read
1

𝙉𝙖𝙣𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙤𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙚𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝘾𝘾𝙄 𝙄𝙫𝙖𝙩𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙩𝙖𝙣𝙩𝙚𝙧𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙩𝙞𝙗𝙤𝙡𝙖𝙢-𝙥𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖.

📌Tanterahina isan’enim-bolana ny jeritodika mikasika ny fampiasana ny tetibolam-panjakana. Teny amin’ny CCI Ivato, androany, dia nitarika ny REB izay napetraka ho eo ambany fiahian’ny Praiminisitra Mamitiana RAJAONARISON ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola (MEF).

👥Nandray anjara tamin’izany ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta ka anisan’ireny ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) Haingotiana ANDRIAMADISON, ireo tompon’andraiki-panjakana ambony isan-tsokajiny, ny mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, ny Fitsarana momba ny Kaontim-panjakana ary ny firaisa-monim-pirenena.

🎯Nifantoka indrindra tamin’ny Tetikasa Fampiasam-bolam-panjakana (PIP) ho fanatanterahana ny Poilitika ankapoben’ny Fanjakana ho an’ny Fanavaozana (PGE-R) ny jeritodika natao. Ity REB teny Ivato ity moa dia sehatra nasionaly ahafahan’ny minisitera sy andrim-panjakana mijery ny fandrosoan’ny fanatanterahana ny tetibola, manombana ny zava-bita ary mametraka ny paikady hanatsarana ny fampiharana ireo asa sy tetikasa mandritra ny tapany faharoa amin’ny taona 2026.

Post navigation

Previous: Fepetra fanitsiana ara-barotra
Next: Fiarovana ny mpanjifa

Histoires connexes

1
2 minutes read
  • Articles

Fiarovana ny tantsaha, antoky ny famatsiana ara-drariny sy tsy tapaka

Mirana Faarouk 10 août 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Madagasikara-Kanada

Mirana Faarouk 8 août 2026 0
1
2 minutes read
  • Articles

Vaovaon’ny fitaleavam-paritry ny varotra sy ny fanjifana (DRCC)

Mirana Faarouk 7 août 2026 0

par date

  • Archives
  • Articles
  • Communiqués

Vous avez peut-être raté

1
2 minutes read
  • Articles

Fiarovana ny tantsaha, antoky ny famatsiana ara-drariny sy tsy tapaka

Mirana Faarouk 10 août 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Madagasikara-Kanada

Mirana Faarouk 8 août 2026 0
1
2 minutes read
  • Articles

Vaovaon’ny fitaleavam-paritry ny varotra sy ny fanjifana (DRCC)

Mirana Faarouk 7 août 2026 0
1
1 minute read
  • Articles

Moris Mada Business Connect

mamy 7 août 2026 0
Copyright © MinCC 2026 !!! All rights reserved. | MoreNews par AF themes.