๐๐ค๐๐๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ซ๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐ 629 ๐ ๐๐ฉ๐๐ฅ๐ค ๐ฃ๐๐๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ฉ๐๐ง๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐ฃ๐ ๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ซ๐ค๐ก๐.
๐ป๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐
๐๐๐๐
๐๐๐๐! Hentitra ny ekipa avy aminโny Fitaleavam-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) Analamanga taminโny tomponandraikitra ao aminโilay orinasa voalaza fa namerina nanjaitra anaty gony vary efa simba.
Nidina avy hatrany teny Ankadindravola ireto mpanaramaso avy aminโny Minisiteranโny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) ireto rehefa nahita taminโny tambajotra sosialy ny fisianโny tranga mampiahiahy.
– Nitohy taminโny fakร na singa (Prรฉlรจvement dโรฉchantillons) taminโireo vary ireo, halefa hanaovana fitiliana eny aminโny laboratoaranโny ACSQDA ny fitsirihana.
– Ankoatrโizay dia nomena taratasy fampiantsoana ho tonga aty aminโny biraom-panjakana ny tomponโny orinasa hanohizana ny fanadihadiana, eo am-piandrasana ny valinโny fitiliana.
Anaty kitapo 50kg moa ireo vary nogiazana ireo ka ny 392 kitapo misy vakivaky (brisure) 25% ary ny 237 kitapo kosa 5% ny tahanโny vakivaky.
